|
SORRY: THESE LINKS TAKE YOU TO ENGLISH TEXT PAGES ONLY
About Zahana: Our GoalsA little money goes a long way in Madagascar Donate Now to Zahana with a Credit Card How you can get involved/Donate to Zahana About the Global Giving Green Challenge click here More information: Watch our Zahana videos: Basic Information about Madagascar Other Resources: SunNight the BoGo Solar Flashlight 2006 WE GOT WATER IN THE VILLAGE! Via email: Info Back to www.zahana.org |
TETIK'ASA FAMPANDROSOANA - FIADANANA Amin-kafaliana
no hiarahabana anao tonga mamangy.
- Mihinana mofo gasy mafana ireo ankizy any an-tsekoly ary azo lazaina fa isany mamporisika azy hande hianatra izany.
- Maniry tsara manodidina ny sekoly ny ankondro sy hazo fihinamboa
hafa ary ny hazo zahana dia mandrombona ka ialofany ankizy amin`ny
danik`andro.
- hampidirina ireo tetika ahafahana mampitombo ny vokatra fambolena
sy fiompiana.
|